إعدادات العرض
“Nianjeran'ny fahatezerana ny Jiosy, ary very làlana ny Kristianina.”
“Nianjeran'ny fahatezerana ny Jiosy, ary very làlana ny Kristianina.”
Tatitra azo avy tamin'i Abdi bin Hatim (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Nianjeran'ny fahatezerana ny Jiosy, ary very làlana ny Kristianina.”
[Mari-pototra] [Notantarain'i Al-Tirmizì]
الترجمة
العربية English မြန်မာ Svenska Čeština ગુજરાતી አማርኛ Yorùbá اردو Bahasa Indonesia ئۇيغۇرچە සිංහල हिन्दी Hausa Kiswahili ไทย پښتو অসমীয়া دری Кыргызча or Türkçe Tiếng Việt नेपाली Kinyarwanda తెలుగు Bosanski Lietuvių Oromoo Română മലയാളം Nederlands Soomaali Српски Kurdî Українська Deutsch ಕನ್ನಡ Wolof Moore Shqip Português ქართული Azərbaycanالشرح
Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa ny Jiosy dia vahoaka izay nahatezitra an'Allah; Satria nahafantatra ny fahamarinana izy ireo nefa tsy nanao izany. Vahoaka very làlana ny Kristianina. Satria nanao zavatra tsy amin'ny fahalalana.فوائد الحديث
Ny fanambarana ny fahalalana sy ny asa dia fahafahana hiala amin’ny làlan’ireo izay niharan’ny fahatezerana sy ireo izay very làlana.
Fampitandremana amin'ny làlan'ny Jiosy sy ny Kristiana, ary ny fanarahana ny làlana mahitsy, dia ny finoana silamo.
Na ny Jiosy na ny Kristiana dia samy very ary iharan'ny fahatezerana, fa ny toetra manokana mamaritra ny Jiosy dia ny fahatezerana, ary ny mamaritra manokana ny Kristiana dia fahaverezana.