إعدادات العرض
Tsy fantatry ny Mpaminany (S.W.A) ny fisaran'ny toko (Sourat) ao amin'ny Boky masina Koroany teo aloha raha tsy efa nidina ny teny hoe Bismillahir-rahmànir-rahim (Amin'ny Anaran'i Allah ilay be fiantrana sy be famindram-po)
Tsy fantatry ny Mpaminany (S.W.A) ny fisaran'ny toko (Sourat) ao amin'ny Boky masina Koroany teo aloha raha tsy efa nidina ny teny hoe Bismillahir-rahmànir-rahim (Amin'ny Anaran'i Allah ilay be fiantrana sy be famindram-po)
Tatitra azo avy tamin'i Ibn A'bbas (R.D), Niteny hoe : Tsy fantatry ny Mpaminany (S.W.A) ny fisaran'ny toko (Sourat) ao amin'ny Boky masina Koroany teo aloha raha tsy efa nidina ny teny hoe Bismillahir-rahmànir-rahim (Amin'ny Anaran'i Allah ilay be fiantrana sy be famindram-po).
[Mari-pototra] [Notantarain'i Abo Daòd]
الترجمة
العربية English မြန်မာ Svenska Čeština ગુજરાતી አማርኛ Yorùbá Nederlands اردو Español Bahasa Indonesia ئۇيغۇرچە বাংলা Türkçe Bosanski සිංහල हिन्दी Tiếng Việt Hausa മലയാളം తెలుగు Kiswahili ไทย پښتو অসমীয়া Shqip دری Ελληνικά Български Fulfulde Italiano ಕನ್ನಡ Кыргызча Lietuvių Română Kinyarwanda Српски тоҷикӣ O‘zbek नेपाली Kurdî Moore Soomaali Wolof Français Azərbaycan Oromoo Tagalog Українська தமிழ் Deutsch bm ქართული Português Македонски Magyar Lingala Русский 中文 فارسیالشرح
Manazava i Ibn A'bbas (R.D) fa ny toko ao amin'ny Boky masina Koroany izay midina tamin'ny Mpaminany (S.W.A) dia tsy fantany ny fisarahan'izy ireo na ny fiafaran'izy ireo raha tsy efa midina ny : " Bismillahir-rahmànir-rahim ". Eo vao fantany fa efa tapitra ny Toko teo aloha, ary io no fiandohan’ny Toko vaovao.فوائد الحديث
Ny Basmala (Bisimillahi) no manasaraka ireo Sourah, afa-tsy eo anelanelan'ny Sourat Al-Anfal sy Sourat Al-Tawbah.