إعدادات العرض
Ny Mpaminany (S.A.W) dia nanao ozò isaky ny soalat
Ny Mpaminany (S.A.W) dia nanao ozò isaky ny soalat
Tatitra azo avy tamin'i Àmrou bin Àmir, Tatitra azo avy tamin'i Annas bin Màlik niteny manao hoe : Ny Mpaminany (S.A.W) dia nanao ozò isaky ny soalat Hoy aho hoe : Ahoana no nataonareo? Hoy izy : Ampy ho an'ny iray amintsika ny ozò anakiray raha mbola tsy namoaka loto.
[Mari-pototra] [Notantarain’i Bokhari]
الترجمة
العربية English မြန်မာ Svenska Čeština ગુજરાતી Yorùbá Nederlands اردو Bahasa Indonesia ئۇيغۇرچە বাংলা Türkçe සිංහල हिन्दी Tiếng Việt Hausa తెలుగు Kiswahili پښتو অসমীয়া دری Кыргызча Lietuvių Kinyarwanda नेपाली മലയാളം Bosanski ಕನ್ನಡ Kurdî Oromoo Română Shqip Soomaali Српски Українська Wolof Moore Tagalog தமிழ் Azərbaycan فارسی ქართული 中文 Magyar Português Deutsch Македонски Русский bm አማርኛالشرح
Ny Mpaminany (S.A.W) dia manao ouzò tsy tapaka isaky ny hanao soalat tsy maintsy atao na dia mbola tsy tapaka aza ny ouzò nataony; Izany dia mba hahazoana valisoa sy hatsarana. Azony atao ny manao soalat maromaro amin'ny ozò iray raha ohatra ka tsy mbola tapaka.فوائد الحديث
Ny mahazatra indrindra ataon'ny Mpaminany (S.A.W) dia ny ozò isaky ny manao soalat, ho fitadiavana ny fahafenoana.
Amporisihina ny manao ozò isaky ny soalat.
Azo atao ny manao soalat mihoatra ny iray miaraka amin'ny ouzò iray.
التصنيفات
Tombotsoan'ny Ouzou