إعدادات العرض
“Tsy eken’I Allah ny fivavahan’ny olona iray aminareo raha nangetotra izy mandra-panaony ny fanadiovana masina (ouzou)”
“Tsy eken’I Allah ny fivavahan’ny olona iray aminareo raha nangetotra izy mandra-panaony ny fanadiovana masina (ouzou)”
Tatitra azo avy amin'i Abou Houraira (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Tsy eken’I Allah ny fivavahan’ny olona iray aminareo raha nangetotra izy mandra-panaony ny fanadiovana masina (ouzou)”.
[Mari-pototra] [Notantarain’i Bokhari sy Moslim]
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी ئۇيغۇرچە Kurdî Hausa Português മലയാളം తెలుగు Kiswahili မြန်မာ Deutsch 日本語 پښتو Tiếng Việt অসমীয়া Shqip Svenska Čeština ગુજરાતી አማርኛ Yorùbá සිංහල தமிழ் ไทย دری Кыргызча or Kinyarwanda नेपाली Română Lietuvių Oromoo Nederlands Soomaali Српски Українська ಕನ್ನಡ Wolof Moore ქართული Azərbaycan Magyarالشرح
Nambaran’ny Mpaminany (S.A.W) fa fepetra takina mba hahatomombana ny fivavahana swalat : dia ny fahadiovana, ka izay te hivavaka dia tsy maintsy manao Ouzou rehefa nanao zavatra manafoana ny ouzou. Toy ny fivoahana, na fipipizana, na torimaso lalina sns...فوائد الحديث
Swalat-n'ny olona nivoahan'ny loto dia tsy azo ekena raha tsy mandro noho ny loto lehibe ary ouzou kosa raha loto kely.
Ny ouzou dia ny fakana rano, fanontsanana azy ao am-bava ary mamoaka izany, avy eo misintona ny rano amin'ny fofonainy mankany anaty orony, avy eo mamoaka izany, avy eo manasa ny tavany intelo, dia manasa tànana hatreo amin'ny kiho in-telo, dia safoina indray mandeha ny lohany iray manontolo, ary manasa ny tongony roa hatreo amin’ny kitrokeliny intelo.
التصنيفات
Ny Ouzou