إعدادات العرض
Tsy misy fanambadiana afa-tsy amin'ny alàlan'ny mpiahy
Tsy misy fanambadiana afa-tsy amin'ny alàlan'ny mpiahy
Tatitra azo avy tamin'i Abo Mossa (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Tsy misy fanambadiana afa-tsy amin'ny alàlan'ny mpiahy."
الترجمة
العربية Bosanski English فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Türkçe اردو हिन्दी 中文 বাংলা Español Kurdî Português മലയാളം తెలుగు Kiswahili தமிழ் සිංහල မြန်မာ ไทย 日本語 پښتو Tiếng Việt অসমীয়া Shqip Svenska Čeština ગુજરાતી አማርኛ Yorùbá Nederlands ئۇيغۇرچە Hausa دری Кыргызча Lietuvių Kinyarwanda नेपाली Italiano or ಕನ್ನಡ Oromoo Română Soomaali Српски Wolof Українська Moore Tagalog Azərbaycan ქართული Magyarالشرح
Nambaran'ny Mpaminany (S.A.W) mazava tsara fa tsy manan-kery ny fanambadian'ny vehivavy afa-tsy amin'ny alàlan'ny lehilahy mpiahy izay manatanteraka ny fifanekena amin'ny fanambadiana.فوائد الحديث
Ny mpiahy dia fepetra amin'ny maha ara-dalàna ny fanambadiana, raha tanteraka ny fanambadiana tsy nisy mpiahy, na mampanambady ny tenany ilay vehivavy, dia tsy manan-kery ny fanambadiana.
Ny mpiahy dia izay lehilahy akaiky indrindra an-dravehivavy, ka ny mpiahy lavitra dia tsy afaka mampanambady azy rehefa eo ny mpiahy akaiky azy.
Ny fepetra takiana amin'ny mpiahy dia ny : olona fehezin'ny lalàna silamika, lehilahy, ny fahendrena amin'ny fahalalana ny tombontsoan'ny fanambadiana, ary ny fitovian'ny finoana eo amin'ny mpiahy sy ny vehivavy feheziny, ka izay tsy manana ireo toetra ireo dia tsy mendrika ny ho mpiahy amin'ny fifanekena amin'ny fanambadiana.
التصنيفات
Ny fanambadiana