إعدادات العرض
Niteny zavatra i Mpaminany (S.W.A), ka hoy Izy manao hoe : “ Io dia amin’ny fotoanan’ny fanjavonan’ny fahalalana
Niteny zavatra i Mpaminany (S.W.A), ka hoy Izy manao hoe : “ Io dia amin’ny fotoanan’ny fanjavonan’ny fahalalana
Tatitra azo avy amin'i Zyad bin Labìd (R.D) Niteny ka Nilaza nanao hoe : Niteny zavatra i Mpaminany (S.W.A), ka hoy Izy manao hoe : “ Io dia amin’ny fotoanan’ny fanjavonan’ny fahalalana.” Hoy Aho : “ Ry Iraka mahafatokin’i Tompo Allah ô, ahoana no hanjavonan’ny fahalalana, nefa isika mamaky ny CORAN ary ampianarintsika ny Zanakatsika ihany koa izany, ary ny Zanakatsika no mampianatra izany ny Zanany mandra-pahatongan’ny Andro farany ? Hoy Izy namaly hoe : “ Loza ho an'ny Reninao ry Ziyad, Anao hitako anisan’ny manam-pahaizana indrindra eto Madina, moa tsy mamaky ny Torah sy ny Evanjil ve ireo Jiosy sy Kristianina ireo ? ” Nefa tsy mahay na inona na inona ao Aminy ? ! ".
الترجمة
العربية English မြန်မာ Svenska Čeština ગુજરાતી አማርኛ Yorùbá Nederlands اردو Español Bahasa Indonesia ئۇيغۇرچە বাংলা Türkçe Bosanski සිංහල हिन्दी Tiếng Việt Hausa മലയാളം తెలుగు Kiswahili ไทย پښتو অসমীয়া Shqip دری Ελληνικά Български Fulfulde Italiano ಕನ್ನಡ Кыргызча Lietuvių Română Kinyarwanda Српски тоҷикӣ O‘zbek नेपाली Moore Kurdî Wolof Soomaali Français Oromoo Azərbaycan Tagalog Українська mr தமிழ் bm Deutsch ქართული Português Македонски Magyar Русский 中文 فارسی yaoالشرح
Rehefa nipetrapetraka teo amin'ireo Mpanaradiany i Mpaminany (S.W.A) dia Niteny hoe : Amin'io fotoana io esorina ka hanjavona eo amin'ny Olona rehetra ny fahalalana, Ka gaga i Zyad ibn Labÿd Al- Answary (R.D) ary nanontany an'ny Mpaminany (S.W.A), Hoy izy : Ahoana no hovery sy hanjavona eo Aminay ny fahalalana ? ! Nefa Izahay dia namaky Boky masina Koroany, ary efa vitanay tsianjery avokoa izany, miania amin'i Tompo Allah Aho fa ho vakinay ary ampamakinay ireo vady aman-janakay, sy ireo taranaka mandimby Anay, Namaly i Mpaminany (S.W.A) amin'ny fahagagana ka nanao hoe : Nanahirana ny Reninao Ianao O ! Ry Zyàd! Izaho nievitra fa Ianao no anisan'ireo Manam-pahalalana ao Madina ! Avy eo nanazava i Mpaminany (S.W.A) hoe : fa ny fahaverezan'ny fahalalana dia tsy amin'ny fahaverezan'ny Koroany; fa ny fahaverezan'ny fahalalana dia ny tsy fanatanterahana ny Asa, Fa io ny Boky Torah sy ny Evandjily eo ampelatanan'ireo vahoaka ny Djiosy sy vahoaka ny Kristianina, nefa akory tsy nazahoan'izy ireny fahasoavana izany, ary tsy nahatratra ny tanjony akory, izany dia ny fanaovana zavatra amin'izay fantany ihany no ataon'izy ireo.فوائد الحديث
Fisian'ny Boky masina Mosohafo sy ireo Boky eo ampelatanan'ny Olona dia tsy mahasoa raha tsy arahin-kasa.
Fialan'ny fahalalana dia mety miseho amin'ny endrika maro : fahafatesan'ny Mpaminany (S.W.A) sy ireo Manampahaizana, ny famelana Asa mifandraika amin'ny fahalalana.
Isan'ny famantarana ny Andro farany dia fahaverezan'ny fahalalana sy ny famelana Asa.
Famporisihana ny Olona hiasa amin'ny fahalalana Satria izany no tanjona tiany ambara.