إعدادات العرض
moa va ilay nampandeha Azy tamin'ny tongony roa tsy hahavita hampandeha Azy indray amin'ny tarehiny amin'ny Andro farany
moa va ilay nampandeha Azy tamin'ny tongony roa tsy hahavita hampandeha Azy indray amin'ny tarehiny amin'ny Andro farany
Tatitra azo avy amin'i Katàdat (R.A) Niteny hoe : Nitantara Taminay i Anas ibn Màlik (R.A) fa nisy Lehilahy iray Niteny hoe : O ! Ry Mpaminan'i Allah ahoana ny fomba hahafan'ny Mpikomy handea amin'ny tarehiny ? Namaly azy i Mpaminany (S.A.W) fa hoe : " moa va ilay nampandeha Azy tamin'ny tongony roa tsy hahavita hampandeha Azy indray amin'ny tarehiny amin'ny Andro farany " ka Hoy i Qatada (R.A) : Eny, noho ny voninahitry ny Tompontsika izany.
[Mari-pototra] [Notantarain’i Bokhari sy Moslim]
الترجمة
العربية English မြန်မာ Svenska Čeština ગુજરાતી Yorùbá Nederlands اردو Español Bahasa Indonesia ئۇيغۇرچە বাংলা Türkçe Bosanski සිංහල हिन्दी Tiếng Việt Hausa മലയാളം తెలుగు Kiswahili پښتو অসমীয়া Shqip دری Ελληνικά Български Fulfulde ಕನ್ನಡ Кыргызча Lietuvių Română Kinyarwanda Српски тоҷикӣ O‘zbek नेपाली Kurdî Wolof Moore Soomaali Français Українська Tagalog Azərbaycan தமிழ் Deutsch bm ქართული Português Македонски Magyar Русский 中文 فارسی ភាសាខ្មែរ Oromooالشرح
Nanontaniana i Mpaminany (S.A.W) ahoana no hahafan'ny Mpikomy handea amin'ny tavany amin'ny Andro farany? ! Dia namaly i Mpaminany (S.A.W) : moa va tsy ilay nahavita nampandeha Azy tamin'ny tongony roa teto an-tany ihany no mahavita ihany koa mampandeha Azy amin'ny tarehiny amin'ny Andro farany? ! Fa i Tompo Allah no Tompo Mahefa ny zava-drehetra.فوائد الحديث
Fahafaham-baraka ho an'ireo tsy Mpino amin’ny andro fitsanganana amin’ny maty, ary handeha amin’ny tavany izy ireo.