إعدادات العرض
Eo anelanelan'ny Azan roa dia misy swalat avy eo izy dia niteny tamin'ny fahatelo manao hoe : "Ho an'izay mila izany
Eo anelanelan'ny Azan roa dia misy swalat avy eo izy dia niteny tamin'ny fahatelo manao hoe : "Ho an'izay mila izany
Tatitra azo avy tamin'i Abdollahi Ibn Moghaffal (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.W.A) manao hoe : "Eo anelanelan'ny Azan roa dia misy swalat avy eo izy dia niteny tamin'ny fahatelo manao hoe : "Ho an'izay mila izany".
الترجمة
العربية অসমীয়া Bahasa Indonesia Kiswahili اردو አማርኛ Tagalog Tiếng Việt ગુજરાતી Nederlands සිංහල Hausa پښتو ไทย नेपाली Кыргызча മലയാളം English Svenska Română Kurdî Bosanski हिन्दी فارسی తెలుగు ქართულიالشرح
Nazavain'ny Mpaminany (S.A.W) fa eo anelanelan'ny Azany (antso) sy ny Ikama (fananganana swalat) dia misy vavaka an-tsitrapo, naveriny in-telo izany, ary nilaza izy tamin'ny fanintelony fa tsara kokoa izany ho an'izay te hivavaka.فوائد الحديث
Tsara ny mivavaka eo anelanelan'ny Azan sy ny ikama.
Fomba amam-panaon'ny Mpaminany (S.A.W) ny famerimberenana ny teny lazainy, mba hihainoana sy hanamafisana ny maha-zava-dehibe ny zavatra nolazainy.
Ny tiana ho lazaina amin'ny antso roa : ny antso ho amin'ny vavaka (Azan) sy ny ikama, nomeny anarana izy roa hoe (antso roa) fampandresena fotsiny, toy ny fitenenana hoe: volana roa (ny masoandro sy ny volana) sy ny omar roa (Abo Bakr sy Omar).
Ny Azan dia fampahafantarana ny fahatongavan'ny fotoana, ary ny ikamah dia fampahafantarana fitsanganan'ny swalat.