إعدادات العرض
“Izay milaza amin’ny rahalahiny hoe : o ry tsy mpino, dia tanteraka amin'iray tamin’izy roa, raha tsy izany dia haverina aminy ny teniny
“Izay milaza amin’ny rahalahiny hoe : o ry tsy mpino, dia tanteraka amin'iray tamin’izy roa, raha tsy izany dia haverina aminy ny teniny
Tatitra azo avy tamin'i Ibn Omar (R.A) niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Izay milaza amin’ny rahalahiny hoe : o ry tsy mpino, dia tanteraka amin'iray tamin’izy roa, raha tsy izany dia haverina aminy ny teniny.
[Mari-pototra] [Notantarain’i Bokhari sy Moslim]
الترجمة
العربية Tiếng Việt অসমীয়া Bahasa Indonesia Nederlands Kiswahili English Hausa ગુજરાતી සිංහල Magyar ქართული Română Русский Português ไทย Bosanski తెలుగు मराठी دری Türkçe አማርኛ বাংলা Kurdîالشرح
Nampitandrina ny Mpaminany (S.A.W) ny fitenenan'ny silamo iray amin'ny rahalahiny silamo hoe : Ry tsy mpino, dia ho lasa tsy mpino ny iray amin'izy roa, raha tahaky ny filazany tokoa ilay rahalahiny dia hihatra aminy, fa raha tsy izany kosa dia hiverina amin'ilay mpiteny ny tsy finoana.فوائد الحديث
Tsy tsara ny filazan'ny mpino silamo amin'ny rahalahiny silamo zavatra tsy ahitana ny toetran'ny fahalotoam-pitondran_tena sy ny tsy finoana.
Fampitandremana amin'izany teny ratsy izany, ary izay miteny izany dia tandindomin-doza lehibe raha miteny amin'ny rahalahiny izany, ka dia tokony harovana ny lela, ary tsy hisy hiteny afa-tsy amin'ny fahalalana.