إعدادات العرض
Aza mipetraka eo ambonin'ny fasana ianareo, ary aza manao Soalat eo aminy
Aza mipetraka eo ambonin'ny fasana ianareo, ary aza manao Soalat eo aminy
Tatitra azo avy amin'i Abou Mourtad Al-Ghanawiou (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) : " Aza mipetraka eo ambonin'ny fasana ianareo, ary aza manao Soalat eo aminy ".
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी Kurdî Hausa Português മലയാളം తెలుగు Kiswahili தமிழ் မြန်မာ ไทย 日本語 پښتو Tiếng Việt অসমীয়া Shqip Svenska Čeština ગુજરાતી አማርኛ Yorùbá Nederlands ئۇيغۇرچە සිංහල دری Magyar Italiano ಕನ್ನಡ Кыргызча Lietuvių Română Kinyarwanda नेपाली Српски Soomaali Deutsch Moore Українська Български Wolof Azərbaycan ქართული тоҷикӣ bm Македонскиالشرح
Nandrara i Mpaminany (S.W.A) ny fipetrahana eo ambonin'ny fasana. Dia mbola nandrara ihany koa ny fanaovana Soalat eo amin'ny fasana, tahak'izany ny fanaovana ny fasana any amin'ny Quiblat fanaovana Swalat, satria izany dia làlana mitarika amin'ny fanompoan-tsampy.فوائد الحديث
Fandrarana ny fanaovana Swalat any am-pasana na koa eo anelanelany afa-tsy ny Swalatoul-Janaza araky ny voalaza amin'ny Sounnah.
Fandrarana ny fivavahana any am-pasana mba hanakanana ny sampantsampan'ny fanompoan-tsampy.
Nandrara ny finoana Islam amin'ny fampiakarana ambony ny fasana na koa ny tsy fanisina fotony izany, tsy hampiakarina na koa ambaniana.
Ny fahamasinan'ny mpino silamo iray dia mitoetra na dia aorian'ny fahafatesany, araka ny fanambarana nataon'ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : (Ny fanapahana ny taolan'ny maty dia mitovy amin'ny fahatapahan'ny taolany fony izy mbola velona).