إعدادات العرض
Izay tian'i Allah omem-pahasoavana dia hotsapainy
Izay tian'i Allah omem-pahasoavana dia hotsapainy
Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay tian'i Allah omem-pahasoavana dia hotsapainy".
[Mari-pototra] [Notantarain’i Bokhari]
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी Tiếng Việt සිංහල ئۇيغۇرچە Kurdî Hausa Português മലയാളം မြန်မာ Deutsch 日本語 پښتو অসমীয়া Shqip Svenska Čeština ગુજરાતી አማርኛ Yorùbá Nederlands తెలుగు Kiswahili தமிழ் ไทย دری Fulfulde Magyar Italiano ಕನ್ನಡ Кыргызча Lietuvių or Română Kinyarwanda Српски тоҷикӣ O‘zbek Moore नेपाली Oromoo Wolof Soomaali Български Українська Azərbaycan bm ქართული Македонски Lingalaالشرح
Mampafantatra i Mpaminany (S.A.W) hoe: Raha te hanasoa mpanompony iray i Allah dia hotsapainy amin'ny vatateny sy ny harenany ary ny fianakaviany, mba hiverenan'ireo mpino any amin'i Allah ilay Avo Tsitoha amin'ny alàlan'ny vavaka Doua'n, sy famafana ireo haratsiany, ary fampiakarana ny voninahitra.فوائد الحديث
Marina tokoa fa iharan’ny fisedrana isan-karazany ny mpino.
Ny fitsapana dia mety ho mariky ny fitiavan’Allah ny mpanompony, mba hanandratany ny laharany sy hampiakarany ny voninahiny ary hamafany ny fahotany.
Fampirisihana amin'ny faharetana rehefa tra-pahorina ary tsy tokony ho koropaka na be taraina.
التصنيفات
Resaka lahatra sy anjara