إعدادات العرض
“Tsy hisy hiditra amin’ny afo izay mivavaka maraina alohan’ny fiposahan’ny masoandro na sy ny hariva mialohan'ny filentehan’ny masoandro.”
“Tsy hisy hiditra amin’ny afo izay mivavaka maraina alohan’ny fiposahan’ny masoandro na sy ny hariva mialohan'ny filentehan’ny masoandro.”
Tatitra azo avy tamin'i Abo Zohair Omarat Ibn Roaya (R.A) niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Tsy hisy hiditra amin’ny afo izay mivavaka maraina alohan’ny fiposahan’ny masoandro na sy ny hariva mialohan'ny filentehan’ny masoandro.”
[Mari-pototra] [Notantaraiin'i Moslim]
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी ئۇيغۇرچە Kurdî Português සිංහල Nederlands অসমীয়া Tiếng Việt Kiswahili ગુજરાતી پښتو Hausa Română മലയാളം Deutsch नेपाली ქართული Moore Magyar తెలుగు Кыргызча Svenska ಕನ್ನಡ Українська Kinyarwanda Македонски Oromoo ไทย Српски मराठी ਪੰਜਾਬੀ دری አማርኛالشرح
Mampahafantatra ny irak'Allah (S.A.W) hoe : Tsy misy olona manao ny swalat amin'ny maraina sy ny tolakandro ary manohy izany, dia tsy hiditra amin'ny helo. Nosinganiny manokana ireo swalat roa ireo; Satria ireo no mavesatra indrindra amin'ny swalat, ary satria ny maraina dia ao anatin'ny torimaso sy ny tsirony, ary ny tolak'andro dia be atao amin'ny asa sy varotra isan'andro, ary izay mitazona ireo swalat roa ireo na dia eo aza ny fahasahiranana dia hihazona ny swalat sisa.فوائد الحديث
Ny hatsaran'ny soalat maraina sy tolak'andro, noho izany dia tsy maintsy tazonina.
Izay manatanteraka ireo soalat ireo dia matetika tsy misy hakamoana sy fisehosehoana ary tia fanompoana.
التصنيفات
Ny tombotsoan'ny Swalat