إعدادات العرض
Ny Mpaminany (S.A.W) dia saro-kenatra kokoa noho ny virijiny miafina ao antranony, fa rehefa misy zavatra tsy tiany, dia fantatray tamin'ny tarehiny izany
Ny Mpaminany (S.A.W) dia saro-kenatra kokoa noho ny virijiny miafina ao antranony, fa rehefa misy zavatra tsy tiany, dia fantatray tamin'ny tarehiny izany
Tatitra azo avy amin'i Abo Said Al-Khodri (R.A) niteny izy: Ny Mpaminany (S.A.W) dia saro-kenatra kokoa noho ny virijiny miafina ao antranony, fa rehefa misy zavatra tsy tiany, dia fantatray tamin'ny tarehiny izany.
[Mari-pototra] [Notantarain’i Bokhari sy Moslim]
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी ئۇيغۇرچە Kurdî Kiswahili Português සිංහල አማርኛ অসমীয়া ગુજરાતી Tiếng Việt Nederlands پښتو नेपाली Hausa ไทย Svenska മലയാളം Кыргызча Română తెలుగు ಕನ್ನಡ Српскиالشرح
Mitantara i Abo Said Al-Khodri (R.A) fa ny Mpaminany (S.A.W) dia saro-kenatra mihoatra noho ny zazavavy virijiny tsy nanambady, tsy mifanerasera amin'ny lehilahy, izay miafina ao an-tranony, ary noho ny henatra mafy teo aminy, fa raha misy zavatra halany dia miova ny tarehiny fa tsy miteny izy, fa ireo mpiara-dia aminy no mahafantatra izany amin'ny alalan'ny tavany.فوائد الحديث
Fanazavana momba ny Mpaminany (S.A.W) amin’ny lafiny henatra, ary izy io dia toetra lehibe.
Fahamenatran'ny Mpaminany (S.A.W) raha mbola tsy ny fahamasinan’I Allah no voahitsakitsaka. Fa raha voahitsakitsaka kosa ny fahamasinan'I Allah dia tezitra izy (S.A.W) ary mandidy sy mandrara ireo mpanara_diany.
Famporisihana mba hahay menatra; Satria izy io mitondra ny fanahy hanao ny tsara sy handao ny ratsy.