إعدادات العرض
Ny anjely dia tsy miaraka amin'ny vondrona izay misy alika na lakolosy
Ny anjely dia tsy miaraka amin'ny vondrona izay misy alika na lakolosy
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Ny anjely dia tsy miaraka amin'ny vondrona izay misy alika na lakolosy."
[Mari-pototra] [Notantaraiin'i Moslim]
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी ئۇيغۇرچە Hausa Kurdî Português සිංහල Svenska ગુજરાતી አማርኛ Yorùbá Tiếng Việt Kiswahili پښتو অসমীয়া دری Кыргызча or Čeština नेपाली Oromoo Română Nederlands Soomaali తెలుగు ไทย Српски മലയാളം Kinyarwanda ಕನ್ನಡ Lietuviųالشرح
Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa ny anjely dia tsy miaraka amin'ny vondrona manao dia miaraka amin'ny alika, na lakolosy mihantona amin'ny biby fitaingenana, natao izany mba hamoaka feo raha mihetsika izy.فوائد الحديث
Voarara ny miompy sy miaraka amin'ny alika, afa-tsy ny alika mpihaza na mpiambina.
Ny anjely izay tsy mety miaraka dia ireo anjelin’ny famindram-po, fa ny anjely mpiambina kosa tsy mandao ny mpanompo rehefa eo an-toerana izy na mandeha.
Fandrarana amin'ny lakolosy; Satria anisan’ny sodin’i Satana izy io, ary mitovy amin’ny lakolosy ny kristianina.
Ny mpino silamo dia tsy maintsy miezaka manalavitra hatrany ny zavatra rehetra izay hanalaviran'ny anjely azy.
التصنيفات
Ireo anjely