إعدادات العرض
I Mpaminany (S.A.W) rehefa mievina dia mametraka ny tànany - na lamba - eo amin'ny vavany - na mampihena - ny feony
I Mpaminany (S.A.W) rehefa mievina dia mametraka ny tànany - na lamba - eo amin'ny vavany - na mampihena - ny feony
Tatitra azo avy tamin'i Abo horaira (R.A) niteny : I Mpaminany (S.A.W) rehefa mievina dia mametraka ny tànany - na lamba - eo amin'ny vavany - na mampihena - ny feony.
[Mari-pototra] [Notantarain'I Abo Daòd, Al-Tirmizì ary Ahmad]
الترجمة
العربية Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Türkçe اردو 中文 हिन्दी Hausa Kurdî Kiswahili Português සිංහල دری অসমীয়া ไทย Tiếng Việt አማርኛ Svenska Кыргызча Yorùbá ગુજરાતી नेपाली Oromoo മലയാളം Română Nederlands Soomaali پښتو తెలుగు Kinyarwanda ಕನ್ನಡ Српски Moore ქართულიالشرح
I Mpaminany (S.A.W) rehefa mievina dia : Voalohany : Mametraka ny tànany eo amin'ny vavany; mba tsy hivoahan'ny zavatra eo amin'ny vavany sy ny orony ka mety hanelingelina ny olona eo akaikiny. Faharoa : Mampihena ny feony fa tsy mampiakatra azy.فوائد الحديث
Fanazavana ny fomba amam-panaon'ny Mpaminany (S.A.W) rehefa mievona ary ny fanarahana azy amin'izany.
Tsaratsara raha mampiasa lamba na mosoara na izay mitovitovy aminy eo amin'ny vava sy ny orona rehefa mievona mba tsy hivoahan'ny zavatra manelingelina ny olona mipetraka eo akaikiny.
Fampienana ny feo rehefa mievona dia takina, satria izany no fahalalam-pomba feno ary isan'ny hatsaram-panahy ihany koa.