إعدادات العرض
“ Ny Mpamaky ny Boky masina KOROANY ampahabemaso dia toy ny Olona mpanome Soadaka an-karihary, ary izay mamaky ny Boky masina KOROANY amin’ny fomba sy endrika mangingina dia toy ny Olona mpanao sy mpamoka ny Soadaka an-tsitrapo ”
“ Ny Mpamaky ny Boky masina KOROANY ampahabemaso dia toy ny Olona mpanome Soadaka an-karihary, ary izay mamaky ny Boky masina KOROANY amin’ny fomba sy endrika mangingina dia toy ny Olona mpanao sy mpamoka ny Soadaka an-tsitrapo ”
Tatitra azo avy amin'i O'kbata ibn A'mir Al-Johanÿ (R.D) : Niteny i Mpaminany (S.W.A) ka nanao hoe : “ Ny Mpamaky ny Boky masina KOROANY ampahabemaso dia toy ny Olona mpanome Soadaka an-karihary, ary izay mamaky ny Boky masina KOROANY amin’ny fomba sy endrika mangingina dia toy ny Olona mpanao sy mpamoka ny Soadaka an-tsitrapo ”.
[Mari-pototra] [Notantarain'i Abo Daòd, Al-Tirmizì ary Al-Nasàì]
الترجمة
العربية English မြန်မာ Svenska Čeština ગુજરાતી አማርኛ Yorùbá Nederlands اردو Español Bahasa Indonesia ئۇيغۇرچە বাংলা Türkçe Bosanski සිංහල हिन्दी Tiếng Việt Hausa മലയാളം తెలుగు Kiswahili ไทย پښتو অসমীয়া Shqip دری Ελληνικά Български Fulfulde Italiano ಕನ್ನಡ Кыргызча Lietuvių Română Kinyarwanda Српски тоҷикӣ O‘zbek नेपाली Kurdî Wolof Moore Soomaali Français Oromoo Tagalog Українська Azərbaycan தமிழ் Deutsch bm ქართული Português Македонски Magyar Русский 中文 فارسیالشرح
Manazava i Mpaminany (S.W.A) fa ireny Mpamaky ny Boky masina KOROANY ampahibemaso ireny dia toy ny Olona manome fanampina fihantrana ankarihary, fa ireny izay Mpanafina ny famakiany ny Boky masina Koroany kosa dia mitovy amin'ny Olona Mpanampy ny Olona amin'ny takotakona sy mangingina.فوائد الحديث
Tsara kokoa ny manafina ny famakiana ny Boky masina KOROANY, toy ny mahatsara kokoa ny fanafenana ireo fanomezana Soadaka, Satria amin'izany no tena hisian'ny fahadiovam-po sy fanalavirana ny fihatsarambelatsihy sy ny fiebohebohana, afa-tsy hoe misy antony manokana mitaky ny famakiana Azy ampahibemaso toy ny fampianarana ny Boky masina KOROANY.