إعدادات العرض
Hoy ny irak'Allah tamin'I Abo Bakr sy Omar (R.A) manao hoe : "Ireo no lehiben'ny zoky olona rehetra ao amin'ny Paradisa, ny rehetra tany aloha sy ny aty aoriana, afa-tsy ireo Mpaminany sy ny Iraka
Hoy ny irak'Allah tamin'I Abo Bakr sy Omar (R.A) manao hoe : "Ireo no lehiben'ny zoky olona rehetra ao amin'ny Paradisa, ny rehetra tany aloha sy ny aty aoriana, afa-tsy ireo Mpaminany sy ny Iraka
Tatitra azo avy tamin'i Anas (R.A) niteny : Hoy ny irak'Allah tamin'I Abo Bakr sy Omar (R.A) manao hoe : "Ireo no lehiben'ny zoky olona rehetra ao amin'ny Paradisa, ny rehetra tany aloha sy ny aty aoriana, afa-tsy ireo Mpaminany sy ny Iraka".
[Mari-pototra] [Notantarain'i Al-Tirmizì]
الترجمة
العربية Bosanski English فارسی Français Русский 中文 हिन्दी ئۇيغۇرچە Bahasa Indonesia اردو Hausa Kurdî Português Nederlands Tiếng Việt অসমীয়া ગુજરાતી Kiswahili پښتو සිංහල Tagalog മലയാളം नेपाली Magyar ქართული తెలుగు Македонски Svenska Moore Română Українська ไทย मराठी ਪੰਜਾਬੀ دری Türkçe አማርኛ বাংলা Wolof ភាសាខ្មែរ ಕನ್ನಡالشرح
Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa i Abo Bakr al-Siddiq sy Omar al-Faroq (R.A) no olona tsara indrindra aorian'ny mpaminany ary olona tsara indrindra amin'ireo olona miditra ao amin'ny paradisa aorian'ireo Mpaminany sy Iraka.فوائد الحديث
I Abo Bakr sy Omar no olona tsara indrindra taorian'ny mpaminany sy ny iraka.
Tsy misy zoky olona ao amin’ny Paradisa, fa telo amby telopolo taona ihany no hiditra ao. Ny tiana ho lazaina dia izy roa no lehiben'ireo izay maty antitra teto an-tany, na koa ny fiheverana ny maha-izy azy teto an-tany amin'ity hadith ity.
