إعدادات العرض
Izay mitam-piadiana hamely anay dia tsy namanay
Izay mitam-piadiana hamely anay dia tsy namanay
Tatitra azo avy amin'i Abou Mousa Al-Ash'ari (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay mitam-piadiana hamely anay dia tsy namanay."
[Mari-pototra] [Notantarain’i Bokhari sy Moslim]
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Türkçe اردو 中文 हिन्दी Tagalog ئۇيغۇرچە Kurdî Hausa Português മലയാളം తెలుగు Kiswahili မြန်မာ Deutsch 日本語 پښتو Tiếng Việt অসমীয়া Shqip Svenska Čeština ગુજરાતી Yorùbá Nederlands සිංහල தமிழ் دری Кыргызча Lietuvių Kinyarwanda नेपाली ಕನ್ನಡ Oromoo Română Soomaali Српски Українська Wolof Moore Azərbaycan ქართული Magyar አማርኛ bm Македонски Akanالشرح
Mampitandrina ny Mpaminany (S.A.W) ny amin'ny fitondrana fitaovam-piadiana hanoherana ny mpino silamo, mba hampitahorana azy ireo na handroba azy ireo. Ka izay manao izany tsy ara-drariny dia nanao heloka bevava sy fahotana lehibe, ary mendrika izany fandrahonana mafy izany.فوائد الحديث
Fampitandremana mafy ny mpino silamo ny hiady amin'ny silamo namany.
Anisan'ny faharatsina lehibe sy fanimbana lehibe eto ambonin'ny tany ny fandrangarangana fitaovam-piadiana amin'ny mpino silamo, ary fanimbana amin'ny alalan'ny famonoana.
Ny fandrahonana voalaza io dia tsy miresaka ny ady noho ny fahamarinana, toy ny ady amin'ny mpandika lalàna, mpanao ratsy, sy ny hafa tahaka azy ireo.
Voarara ny mampitahotra ny mpino silamo amin'ny fitaovam-piadiana na zavatra hafa - eny fa na dia amin'ny vazivazy aza.