إعدادات العرض
Maty antoka, maty antoka, maty antoka", nanontany izy ireo hoe : "Iza izany ry Irak'I Allah?", Namaly izy hoe : "Izay nahatratra ny ray aman-dreniny antitra, na iray na izy roa nefa tsy niditra amin'ny Paradisa
Maty antoka, maty antoka, maty antoka", nanontany izy ireo hoe : "Iza izany ry Irak'I Allah?", Namaly izy hoe : "Izay nahatratra ny ray aman-dreniny antitra, na iray na izy roa nefa tsy niditra amin'ny Paradisa
Tatitra avy tamin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Maty antoka, maty antoka, maty antoka", nanontany izy ireo hoe : "Iza izany ry Irak'I Allah?", Namaly izy hoe : "Izay nahatratra ny ray aman-dreniny antitra, na iray na izy roa nefa tsy niditra amin'ny Paradisa".
[Mari-pototra] [Notantaraiin'i Moslim]
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी Tiếng Việt සිංහල Hausa Kurdî Kiswahili Português தமிழ் دری অসমীয়া አማርኛ Svenska ไทย Yorùbá Кыргызча ગુજરાતી नेपाली Română മലയാളം Nederlands Oromoo తెలుగు پښتو Soomaali Kinyarwanda ಕನ್ನಡ Српски Moore ქართულიالشرح
Nangataka fahafaham-baraka sy faty antoka mandram-pametrahany ny orony eny amin'ny tany - naveriny in-telo -ny Mpaminany (S.A.W) dia nanontany ireo mpanara_diany hoe : Iza ny olona nangatahanao ratsy io ry irak'I Allah". Dia namaly ny Mpaminany (S.A.W) hoe : izay nahatratra ny ray aman-dreniny antitra - iray amin'izy ireo na izy roa - ka tsy nahavita nampiditra azy tao amin'ny Paradisa; satria tsy nanao soa sy tsy nanaja azy roa.فوائد الحديث
Voadidy ny fanajana ny ray aman-dreny ary izy io dia isan'ireo antony mampiditra ao amin'ny Paradisa, indrindra amin'ny fahanteran'izy roa sy faharefoany.
Ny tsy fanajana ny ray aman-dreny dia isan'ny fahotana lehibe.
التصنيفات
Vokatsoan'ny fanajana ray aman-dreny