إعدادات العرض
“Eny tokoa, voarara amin’ny lehilahy amin’ny vahoakako ireto, fa azon'ny vehivavy atao
“Eny tokoa, voarara amin’ny lehilahy amin’ny vahoakako ireto, fa azon'ny vehivavy atao
Tatitra azo avy tamin'i Ali bin Abi toalib (R.A) niteny izy : Naka lamba landy teny an-tànany havia ny irak’Allah, ary naka volamena teny an-tànany havanana, avy eo dia nanandratra ny tànany roa niaraka tamin’izy ireo izy ary niteny hoe : “Eny tokoa, voarara amin’ny lehilahy amin’ny vahoakako ireto, fa azon'ny vehivavy atao".
[Mari-pototra]
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी ئۇيغۇرچە Hausa Kurdî অসমীয়া Kiswahili አማርኛ Tiếng Việt ગુજરાતી Nederlands සිංහල پښتو ไทย नेपाली Кыргызча മലയാളം Svenska Română తెలుగు ქართულიالشرح
Nalain'ny Mpaminany (S.A.W) tamin'ny tànany havia ny lamba landy na tapa-damba, ary naka volamena tamin'ny firavaka na zavatra mitovy amin'izany tamin'ny tànany havanana izy, dia hoy izy : Ny landy sy ny volamena dia fady amin’ny lehilahy ny mitafy azy, fa amin’ny vehivavy kosa dia azo atao.فوائد الحديث
Hoy i Sindhi : (voarara) : Ny tiany lazaina dia fampiasana azy ho fiaingona; fa ny fampiasana azy amin'ny famoahana sy ny fanomezana ary ny fivarotana dia azo ataon'ny olon-drehetra, ary ny fampiasana volamena amin'ny fakana azy ho vilia dia voarara ho an'ny rehetra.
Fanitarana ny lalàna silamika amin'ny vehivavy noho ny filàna haingo sy ny toy izany.
التصنيفات
Ny lamba sy ny fitafiana