إعدادات العرض
“Ry Bilal ô! Atsangano ny soalat, ampakao sasatra amin'alalan'izany izahay”
“Ry Bilal ô! Atsangano ny soalat, ampakao sasatra amin'alalan'izany izahay”
Tatitra azo avy amin'i Salim bin Abi Al-Ja'di niteny izy: Nilaza ny lehilahy iray hoe : Tahaka izay aho nanao soalat dia mba niala sasatra, toy ny nanome tsiny azy noho izany izy ireo. ka hoy izy: Nandre ny irak'Allah aho niteny manao hoe: “Ry Bilal ô! Atsangano ny soalat, ampakao sasatra amin'alalan'izany izahay”.
[Mari-pototra] [Notantarain'i Abo Daòd]
الترجمة
العربية English မြန်မာ Svenska Čeština ગુજરાતી አማርኛ Yorùbá Nederlands اردو Bahasa Indonesia ئۇيغۇرچە বাংলা Türkçe සිංහල हिन्दी Tiếng Việt Hausa Kiswahili ไทย پښتو অসমীয়া دری Кыргызча Lietuvių Kinyarwanda नेपाली മലയാളം తెలుగు Bosanski Italiano ಕನ್ನಡ Kurdî Oromoo Română Soomaali Shqip Српски Українська Wolof Tagalog Moore தமிழ் Azərbaycan فارسی ქართული 中文 Magyarالشرح
Hoy ny lehilahy iray tamin’ireo mpanaradia : Tahak'izay aho nanao soalat dia mba niala sasatra, ka toy ny nanome tsiny azy noho izany ireo nanodidina azy, ka hoy izy : Nandre ny Mpaminany (S.A.W) aho niteny hoe : Ry Bilal ! Asandrato ny antsom-bavaka ary atsangano ny soalat; mba hialan-tsika sasatra ao aminy; noho ny ao aminy misy fiantsoana an'Allah Tsitoha ary fampiononana ho an'ny fanahy sy ny fo.فوائد الحديث
Ny fampiononana ny fo dia azo amin’ny alàlan’ny soalat, Satria misy fiantsoana hataka an'Allah Tsitoha.
Tsy fankasitrahana ireo izay manao tsirambina ny fanompoana.
Izay nanatanteraka ny andraikiny tokony ho ataony sy namita ny adidiny amin’izany, dia hahazo fampiononana sy fitoniana amin'alalan'izany ny tenany.