إعدادات العرض
Aza manao ratsy ary aza mamaly ny ratsy
Aza manao ratsy ary aza mamaly ny ratsy
Tatitra azo avy tamin'i Abo Sa'iidi, San'd ibno Maaliki ibno Sinaan Al-khodrii (R.A), fa ny Irakan'i Tompo Allah (S.A.W) dia nilaza hoe : Aza manao ratsy ary aza mamaly ny ratsy.
[Tsara] [رواه ابن ماجه والدارقطني وغيرهما مسندًا]
الترجمة
العربية Español አማርኛ English اردو Indonesia বাংলা Français Türkçe Русский Bosanski සිංහල हिन्दी 中文 فارسی Tiếng Việt Tagalog Kurdî Hausa Português മലയാളം తెలుగు Kiswahili தமிழ் မြန်မာ ไทย Deutsch پښتو অসমীয়া Shqip Nederlands ગુજરાતી Кыргызча नेपाली Lietuvių دری Српски тоҷикӣ Kinyarwanda Magyar Čeština Moore Oromoo ಕನ್ನಡ Wolof Azərbaycan O‘zbek Українська ქართული Македонски ភាសាខ្មែរ Bambara ਪੰਜਾਬੀ मराठी Kirundi Kurmancî Bahasa Melayuالشرح
Manazava i Mpaminany (S.W.A) fa tena ilaina tokoa ny misoroka ireo loza rehetra n'a avy amin'ny tena na avy amin'ny hafa, ary tsy azo atao ny manisy ratsy ny tenany na ny hafa. Tsy azo atao ny mamaly ny ratsy amin'ny ratsy hafa ihany koa. Satria ny ratsy dia tsy afaka amin'ny ratsy iray, raha tsy amin’ny alalan’ny valifaty izay tsy hatao amin'ny endrika mihoam-pefy na amin'ny fandikan-dalàna.فوائد الحديث
Fandrarana ny fanomezana famaliana mihoatra ny mitovy aminy.
Tompo Allah dia tsy nandidy ny mpanompony hanao izay mety hanimba azy ireo.
Ny Hadith dia fitsipika momba ny fandrarana ny loza, na amin'ny teny, na amin'ny asa, na amin'ny famelana sy fandaozana.
Iray amin'ireo fitsipiky ny lalàna Sharia ny hoe : “Esorina ny loza” sy izay rehetra nahitana vokadratsy satria ny lalàna Sharia amin'ny finoana Islam dia tsy mankasitraka ny fisian'ny loza sy ny zava-dratsy, fa mandà mandrakariva ny fampidiran-doza.
