إعدادات العرض
Tsy ilay manolotra fanomezana no atao hoe mpanohy ny fihavanana, fa ny tena mpanohy fihavanana dia ilay miezaka manohy izany raha sendra misy fahatapan'ilay fihavanana
Tsy ilay manolotra fanomezana no atao hoe mpanohy ny fihavanana, fa ny tena mpanohy fihavanana dia ilay miezaka manohy izany raha sendra misy fahatapan'ilay fihavanana
Tatitra azo avy amin'i Abdollahi Ibn Amro (r.a), fa niteny i Mpaminany (saw) ka nanao hoe : "Tsy ilay manolotra fanomezana no atao hoe mpanohy ny fihavanana, fa ny tena mpanohy fihavanana dia ilay miezaka manohy izany raha sendra misy fahatapan'ilay fihavanana".
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी Tiếng Việt සිංහල ئۇيغۇرچە Kurdî Hausa Português മലയാളം မြန်မာ Deutsch 日本語 پښتو অসমীয়া Shqip Svenska Čeština ગુજરાતી አማርኛ Yorùbá Nederlands తెలుగు Kiswahili தமிழ் ไทย دری Български Fulfulde Magyar Italiano ಕನ್ನಡ Кыргызча Lietuvių or Română Kinyarwanda тоҷикӣ O‘zbek Akan नेपाली Moore Azərbaycan Wolof Oromoo Soomaali Українська km bm rn ქართული Македонски Српскиالشرح
Manambara izany i Mpaminany (saw) ka manao hoe : Ny olona tonga lafatra amin'ny fifandraisan'ny havan-tiana sy ny fanaovan-tsoa amin'ny havana dia tsy izay mamaly soa amin'ny soa natao azy, Raha ny marina, ny tena lavorary amin’ny fifandraisan’ny mpihavana dia izay, raha tapaka ny fihavanana dia mampifandray izany izy, na dia mampijaly azy aza ireo dia maneho ny hatsaram-panahy amin’izy ireo izy.فوائد الحديث
Ny fifandraisana ara-pianakaviana manan-kery ara-dalàna dia ny fanohizanao fihavanana tamin'ireo izay nanapaka anao tamin'izy ireo, ary mamela heloka izay nanao ratsy taminao, ary manome izay nandrara anao, fa tsy fifandraisana amin'ny fifanandrifian-javatra sy famaliana ny soa.
Ny fitandroana ny fifamatorana ara-pihavanana dia amin’ny alàlan’ny fampitana harena betsaka araka izay azo atao, ny fangatahana zava-tsoa, ny famporisina ny tsara sy ny fandrarana ny ratsy sy ny toy izany ary ny fanosehana ny ratsy araka izay azo atao amin’izy ireny.
التصنيفات
Ny fiarahamonina silamo