إعدادات العرض
“Izay mamono ny mpanao fanekena dia tsy haheno ny hanitry ny Paradisa, ary ny hanitry ny paradisa dia heno hatrany amin’ny halavirana dia efa-polo taona.”
“Izay mamono ny mpanao fanekena dia tsy haheno ny hanitry ny Paradisa, ary ny hanitry ny paradisa dia heno hatrany amin’ny halavirana dia efa-polo taona.”
Tatitra azo avy amin'i Abdollahi Bin Amro (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Izay mamono ny mpanao fanekena dia tsy haheno ny hanitry ny Paradisa, ary ny hanitry ny paradisa dia heno hatrany amin’ny halavirana dia efa-polo taona.”
الترجمة
العربية Bosanski English فارسی Français Русский हिन्दी Bahasa Indonesia 中文 বাংলা اردو Español Kurdî Português മലയാളം తెలుగు Kiswahili தமிழ் සිංහල မြန်မာ ไทย 日本語 پښتو Tiếng Việt অসমীয়া Shqip Svenska Čeština ગુજરાતી አማርኛ Yorùbá Nederlands ئۇيغۇرچە Türkçe Hausa دری Кыргызча Lietuvių Kinyarwanda नेपाली Italiano or ಕನ್ನಡ Oromoo Română Soomaali Српски Wolof Українська Tagalog Moore Azərbaycan ქართული Magyar mr Deutsch Македонскиالشرح
Nambaran’ny Mpaminany mazava tsara ny fandrahonana henjana ho an'izay mamono mpanao fanekena - izany dia iray amin’ireo tsy mpino izay miditra amin’ny tanin’ny silamo miaraka amin’ny fifanekena sy filaminana – dia tsy haheno hanitry ny Paradisa izy, ary ny hanitr'izany dia heno hatrany amin'ny làlana dia tongotra efa-polo taona.فوائد الحديث
Voarara ny mamono mpanao fanekena, mpialokaloka, narovana avy amin'ireo tsy mpino, ary dia tena anisan'ireo fahotana lehibe izany.
Ilay nanaovana fifanekena : Izy ilay tsy mpino silamo nanaovana fifanekena sy monina ao amin’ny taniny, tsy hiady amin’ny mpino silamo no sady tsy hiadian'izy ireo ihany koa. Ny "Dhimmi" (mpialokaloka): Izy no monina ao amin'ny tanànan'ny mpino silamo ary mandoa hetra aminy. Ilay narovana kosa: dia ireo niditra ny tanin'ny mpino silamo niaraka tamin'ny fanekena sy fiarovana mandritra ny fotoana voafaritra.
Fampitandremana amin'ny famadihana fanekena amin'ny olona tsy mpino silamo.