إعدادات العرض
“Tompo Allah ô, izay nomena fahefana hitantana ny vahoakako ka nankasarotra izany tamin'izy ireo dia ankasaroto ihany koa ny momba azy, ary izay nomena fahefana hitantana ny vahoakako ka mora sy tsotra tamin'izy ireo dia ankamorao ihany koa ny momba azy
“Tompo Allah ô, izay nomena fahefana hitantana ny vahoakako ka nankasarotra izany tamin'izy ireo dia ankasaroto ihany koa ny momba azy, ary izay nomena fahefana hitantana ny vahoakako ka mora sy tsotra tamin'izy ireo dia ankamorao ihany koa ny momba azy
Tatitra azo avy tamin'i Aicha (R.A) niteny hoe : Izaho naheno an'ny Mpaminany (S.W.A) niteny tato an-tranoko ity manao hoe : “Tompo Allah ô, izay nomena fahefana hitantana ny vahoakako ka nankasarotra izany tamin'izy ireo dia ankasaroto ihany koa ny momba azy, ary izay nomena fahefana hitantana ny vahoakako ka mora sy tsotra tamin'izy ireo dia ankamorao ihany koa ny momba azy".
[Mari-pototra] [Notantaraiin'i Moslim]
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी Kurdî Hausa Português മലയാളം తెలుగు Kiswahili தமிழ் မြန်မာ Deutsch 日本語 پښتو Tiếng Việt অসমীয়া Shqip Svenska Čeština ગુજરાતી አማርኛ Yorùbá Nederlands ئۇيغۇرچە සිංහල ไทย دری Fulfulde Magyar Italiano ಕನ್ನಡ Кыргызча Lietuvių or Română Kinyarwanda Српски O‘zbek Moore नेपाली тоҷикӣ Oromoo Wolof Soomaali Български Українська Azərbaycan ქართული lnالشرح
Nangataka tamin'Allah (S.A.W) ho an’ ny Olona rehetra izay niandraikitra ny raharahan'ny mpino silamo, na kely na lehibe, ary izany andraikitra izany dia fiahiana amin'ny ankapobeny, na fiahiana amin'ny ampahany na manokana, ka nankasarotra tamin’izy ireo izy no sady tsy tsara fanahy tamin’izy ireo, dia Allah ilay avo Tsitoha hamaly azy mitovy amin'izay nataony dia hankasarotra izany aminy. Ary izay nalemy fanahy amin’izy ireo sy manamora ny raharahany, dia ho tsara fanahy aminy i Allah ary hanamora ny raharahany.فوائد الحديث
Voadidy amin'izay mitantana ny raharahan'ny mpino silamo ny halefaka amin'izy ireo arak'izay vitany.
Ny valisoa dia mifanaraka amin'ny asa atao.
Ny fifandanjana amin'izay heverina ho fahalemem-panahy na henjana dia izay tsy mifanohitra amin'ny boky masina Koroany sy ny Sounnah.