إعدادات العرض
1- “Tsy misy olona manota, ka nitsangana nidio (nanao ozò) ary nivavaka, avy eo dia mangataka famelan-keloka amin’Allah, afa-tsy mamela azy i Allah