إعدادات العرض
Ny fahadiovana
Ny fahadiovana
3- Hetezo ny volombava ambony ary alavao ny somotra
6- Ny SIAKY dia fanadiovana ny vava, ary fampifaliana an'ny Tompo Allah
9- Loza ho any amin'ny afobe izay tsy nanasa ny voditongony ary ataovy tsara ny Ozò
10- Avelao izy roa, fa nanaovako tao anaty fahadiovana
13- Rehefa mifoha amin'ny alina ny Mpaminany (S.A.W), miborosy ny vavany amin'ny siwak
16- “Raha nisotro amin’ny vilian'iray aminareo ny alika, dia aoka ho sasany im-pito izany.”
18- Ny fomba fandrona amin'ny loto lehibe
21- ka dia nanao ozoò ho azy ireo tahaka ny an'ny Mpaminany (S.A.W)
26- Izay tonga manatrika ny Swalat jom'an dia aoka izy hisaika
27- Madio ny ranony, ary azo hanina ny hazandrano maty ao
28- Raha feno kollatainy ny rano dia tsy hitondra fahalotoana hoa azy
34- Tsy noheverinay ho zavatra ny tsiranoka mavo mivoaka aorian'ny fanadiovana
35- Mijanòna ianao mandritra ny fe-potoan'ny fadim-bolanao, avy eo dia mandroa.”
36- Ny Mpaminany (S.A.W) dia nanao ozò isaky ny soalat
37- Nanao ouzò ny Mpaminany (S.A.W) ka nataony indray mandeha indray mandeha avokoa
38- Ny Mpaminany (S.A.W) nanasa indroa, indroa tamin'ny ouzò
