إعدادات العرض
Fikh ny fitodnran-tena
Fikh ny fitodnran-tena
2- Tena marina fa i Tompo Allah dia naniraka amin'ny fanaovana tsara ny zavatra rehetra
5- “Ho lazaiko anareo ve ny fahotana lehibe indrindra
6- Raha misy olona mitia ny Rahalahiny, dia aoka izy hilaza aminy mivantana hoe tia azy izy
7- “ Ialao avokoa ireo fahotana fito izay maharendrika
8- Allah dia hamindra fo amin'izay olona miantra rehefa mivarotra, na mividy, na mitrosa
11- Tena marina fa Allah nandidy amin'ny fanaovana tsara amin'ny zava-drehetra
12- Aza tezitra
14- Izay tsy nahazo ny fahatsoram-po dia tsy nahazo ny hatsarana
15- “Mitandrema ianareo amin'ny ahiahy; Satria ny ahiahy no lainga indrindra amin'ny resaka
18- Izay manoro làlana amin’ny tsara dia hahazo tahaka ny valisoa azon'ny manao izany
19- “Tsy hiditra ao amin’ny Paradisa izay mpitondra resaka mampiady. ”
20- “ Izay mino an’i Tompo Allah sy ny Andro farany dia aoka Izy mba hiteny tsara na hangina
21- Izay tsy mamindra Fo amin'ny Olona, dia tsy hamindra ao aminy ihany koa i Allah ilay avo Tsitoha
22- “ Ny Olona tena tsy Tian’i Allah indrindra dia ny olona tsy resy ambava ”
24- Ny Henatra na ny fahamaotinana dia anisan’ny Finoana
27- “i Allah dia mankatia ny mpanompo matahotra azy sy manan-karena ary miafinkafina
31- Ny mendrika indrindra aminareo dia ireo izay manana fitondran-tena tsara indrindra
33- Ankamorao fa aza akasarotina, ary milazà vaovao mahafaly fa aza mampandositra
35- Nandrara ny fanaovana Qaz’aa ny irak’Allah (S.A.W)
36- Teo anatrehan'i Oumar izahy ka niteny izy hoe : "Voarara taminay ny fankasarotana
43- Ny fanompana ny mpino silamo dia fahalotoam-pitondran_tena, ary ny ady aminy dia fikomina
46- Fantatrareo ve iza no olona bankirompitra (faillite)?
47- Izay milaza Hadith momba ahy izay heverina ho lainga dia voasokajy ho anisan'ny mpandainga izy
51- Izay mandainga ny amiko an-tsitrapo, dia efa nametraka ny toerany ao amin'ny Afobe
53- Ny mpino silamo dia tsy mpanindrona be, mpanozona be, mpanao vetaveta be, na mpiteny ratsy
54- Efa nilaza teny iray ianao, raha afangaro amin’ny ranomasina izany, dia hangidy.”
56- Ny mpanozona dia tsy ho vavolombelona na mpanelanelana amin'ny andro fitsanganana amin'ny maty
