إعدادات العرض
Ireo anarana sy ny fitspika
Ireo anarana sy ny fitspika
1- Ny finoana silamo dia miorina amin'ny zavatra dimy
8- Izay mianiana amin'ny zavatra hafa ankoatr'I Allah dia efa nikomy na nanompo sampy
13- “Izay nitondra zava-baovao ato amin’ity raharahantsika ity, izay tsy ao anatiny dia ho lavina
19- Ny finoana silamo dia miorina amin'ny zavatra dimy
26- “Afaingano amin'ny asa soa ny fitsapana tahaka ny ampahan’ny alina maizina
33- Hahazo fahombiazana izy raha tena marina ny nolazainy
35- Efa nanontany zavatra lehibe tokoa ianao, ary izy io dia ho mora amin'izay nankamoran'I Allah azy
41- “Izay mianiana ho toky dia tsy namantsika.”
48- Raha nanaiky ny finoana Islamo Ianao dia ho voaray avokoa ireo tsara izay Nataonao
53- ary izaho dia Dhamam Ibn Thaalabah, avy amin'ny foko Banu Saad bin Bakr
54- “Nianjeran'ny fahatezerana ny Jiosy, ary very làlana ny Kristianina.”
59- Izay mitam-piadiana hamely anay dia tsy namanay
