إعدادات العرض
Ny sakafom-panahy sy ny toriteny
Ny sakafom-panahy sy ny toriteny
2- Tena marina fa efa mazava ny Azo atao ary mazava ihany koa ny Voarara
8- “Ho lazaiko anareo ve ny fahotana lehibe indrindra
10- “ Ialao avokoa ireo fahotana fito izay maharendrika
12- dia hampidirin’I Allah ao amin’ny Paradisa izy noho ny asany”
16- “Saron’ny fahafinaretana ny helo, ary saron’ny fahasahiranana ny Paradisa.”
18- Tena marina fa efa mazava ny Azo atao ary mazava ihany koa ny Voarara
20- Asa dia miainga amin'ny finiavana, ary ny Olona tsirairay dia samy hahazo valisoan'ny fikasany
23- Tsy namela fakam-panahy mampidi-doza ao aoriako mihaotra ny lehilahy amin'ny vehivavy aho
27- “ Rehefa namorona ny Paradisa sy ny Afobe i Allah, dia naniraka an’i anjely Jibril (A.S)
31- “Ny ohatry ny namana tsara sy ny namana ratsy dia toy ny mpivarotra ranomanitra Misk sy mpanefy vy,
40- “Voavela avokoa ny vahoakako afa-tsy izay nanao ampahibemaso
41- Aza manaiky ho faty ny iray aminareo afa-tsy efa nanatsara ny heritreriny amin'I Allah izy
46- “Meteza ianao eto an-tany ho toy ny mpivahiny na mpadalo fotsiny
55- Aseho amin'ny endrika ondry lahy mana-tandroko ny fahafatseana
56- Ny afonareo dia ampahany kely amin'ny fitopolo fizarana ny amin'ny Afobe
58- Nanome ohatra i Allah amin'ny làlana mahitsy
62- {Eny, tsy maintsy hanontaniana ianareo, amin'izany andro izany, mikasika ireo anjaram-pahasoavana.}
66- Nanontaniko ny irak'Allah momba ny fahitana tampoka, ka nodidiany aho mba hanodina ny fijeriko
75- Ho azonao izay nirinao ary izay mitovy amin'izany miaraka aminy
81- “Mifaneke amiko ianareo fa tsy hanompo afa-tsy Allah irery ihany, tsy hangalatra, tsy hijangajanga
84- Olona fito no ahazo halokaloky ny tompo Allah amin'ny andro izay tsy misy haloka afa-tsy ny halony
