إعدادات العرض
Ny Swalat
Ny Swalat
1- Tsy misy soalat manoloana ny sakafo efa vonina, na ho n'izay poretin'ny loto roa
7- Na iza na iza ny manao ny Vavaka maraina (Soalat Sobhy) dia eo ambanin'ny fiarovan'i Tompo Allah
8- irak'Allah (S.W.A) dia mamerimberina ireo rehetra ireo isaky ny vita Soalat
9- Izay namela tsy nanao Swalat Asri dia ho zava-poana ny asa fanoampoana vitany
10- Aza mipetraka eo ambonin'ny fasana ianareo, ary aza manao Soalat eo aminy
12- “Nodidiana aho hiankohoka amin’ny taolana fito
14- Allahoumma antas-salàmo wa minkas-salàmo Tabàrakta yà zhal-Djalàly wal-ikràmo
17- Ny finoana silamo dia miorina amin'ny zavatra dimy
20- Rehefa mandre ny antso ho amin'ny vavaka ianareo (Azan) dia averenonareo izay lazain'ilay mpiantso
21- Ahitsio ny filaharanareo, fa ny fahitsian'ny filaharana anisan'ny mahatomombana ny fivavahana Swalat
22- Azoko tamin'i Mpaminany (S.A.W) ny vavaka 10 Rakà
28- Ny soalat miangona ataon'ny olona dia mihoatra ny roapolo manana amby ambaratonga
32- Tsy misy soalat ho an'izay tsy mamaky ilay fanokafana ny Boky
38- ary izaho dia Dhamam Ibn Thaalabah, avy amin'ny foko Banu Saad bin Bakr