إعدادات العرض
Fikh ny fivavahana
Fikh ny fivavahana
1- Ny finoana silamo dia miorina amin'ny zavatra dimy
5- Tsy misy soalat manoloana ny sakafo efa vonina, na ho n'izay poretin'ny loto roa
8- Hetezo ny volombava ambony ary alavao ny somotra
13- Ny SIAKY dia fanadiovana ny vava, ary fampifaliana an'ny Tompo Allah
17- Aza manompa ny maty, fa efa nahavita izay nataony avokoa izy ireo
18- Na iza na iza ny manao ny Vavaka maraina (Soalat Sobhy) dia eo ambanin'ny fiarovan'i Tompo Allah
20- “Hoy Allah : Manomeza, ry zanak’i Adama, dia hanome ho anao koa Aho”
21- irak'Allah (S.A.W) dia mamerimberina ireo rehetra ireo isaky ny vita Soalat
23- Izay namela tsy nanao Swalat Asri dia ho zava-poana ny asa fanoampoana vitany
25- Aza mipetraka eo ambonin'ny fasana ianareo, ary aza manao Soalat eo aminy
27- “Nodidiana aho hiankohoka amin’ny taolana fito
29- Allahoumma antas-salàmo wa minkas-salàmo Tabàrakta yà zhal-Djalàly wal-ikràmo
33- Ny finoana silamo dia miorina amin'ny zavatra dimy
36- Loza ho any amin'ny afobe izay tsy nanasa ny voditongony ary ataovy tsara ny Ozò
42- Izay miady hampiakatra avo ny tenin'Allah dia mizotra amin'ny làlan'Allah
43- Rehefa mandre ny antso ho amin'ny vavaka ianareo (Azan) dia averenonareo izay lazain'ilay mpiantso
44- Avelao izy roa, fa nanaovako tao anaty fahadiovana
46- Ahitsio ny filaharanareo, fa ny fahitsian'ny filaharana anisan'ny mahatomombana ny fivavahana Swalat
48- Azoko tamin'i Mpaminany (S.A.W) ny vavaka 10 Rakà
49- Rehefa mifoha amin'ny alina ny Mpaminany (S.A.W), miborosy ny vavany amin'ny siwak
53- Ny irak'I Allah dia manangana ny tànany eo an-tsorony rehefa manokatra ny fivavahana,
56- Allah ô, halaviro amin’ny fahotako aho tahaka ny nanalaviranao ny Atsinanana sy Andrefana
57- “Raha nisotro amin’ny vilian'iray aminareo ny alika, dia aoka ho sasany im-pito izany.”
60- Ny fomba fandrona amin'ny loto lehibe
66- ka dia nanao ozoò ho azy ireo tahaka ny an'ny Mpaminany (S.A.W)
79- Izay nanao vavaka amin'ny fotoana mangatsiatsiaka roa dia miditra amin'ny Paradisa
82- Ny soalat miangona ataon'ny olona dia mihoatra ny roapolo manana amby ambaratonga
87- Tsy misy soalat ho an'izay tsy mamaky ilay fanokafana ny Boky - Sourat Al-Fatiha
89- Izay tonga manatrika ny Swalat jom'an dia aoka izy hisaika
