إعدادات العرض
Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba
Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba
1- “Ho lazaiko anareo ve ny fahotana lehibe indrindra
2- Raha misy olona mitia ny Rahalahiny, dia aoka izy hilaza aminy mivantana hoe tia azy izy
5- “ Ialao avokoa ireo fahotana fito izay maharendrika
8- dia hampidirin’I Allah ao amin’ny Paradisa izy noho ny asany”
15- “Saron’ny fahafinaretana ny helo, ary saron’ny fahasahiranana ny Paradisa.”
17- Allah dia hamindra fo amin'izay olona miantra rehefa mivarotra, na mividy, na mitrosa
21- Tena marina fa efa mazava ny Azo atao ary mazava ihany koa ny Voarara
22- Tena marina fa Allah nandidy amin'ny fanaovana tsara amin'ny zava-drehetra
24- Asa dia miainga amin'ny finiavana, ary ny Olona tsirairay dia samy hahazo valisoan'ny fikasany
25- Aza tezitra
27- Nanota ny mpanompo iray ka niteny hoe : Tompo ô, mamelà ny fahotako
29- Izay tsy nahazo ny fahatsoram-po dia tsy nahazo ny hatsarana
32- “Mitandrema ianareo amin'ny ahiahy; Satria ny ahiahy no lainga indrindra amin'ny resaka
33- Ny asa tsara rehetra dia fanomezana
36- Izay manoro làlana amin’ny tsara dia hahazo tahaka ny valisoa azon'ny manao izany
37- Aza manompa ny maty, fa efa nahavita izay nataony avokoa izy ireo
39- “ Tsy miditra ny Paradisa izay manapaka ny fihavanana”
40- “Tsy hiditra ao amin’ny Paradisa izay mpitondra resaka mampiady. ”
43- “ Izay mino an’i Tompo Allah sy ny Andro farany dia aoka Izy mba hiteny tsara na hangina
44- Izay tsy mamindra Fo amin'ny Olona, dia tsy hamindra ao aminy ihany koa i Allah ilay avo Tsitoha
45- “ Ny Olona tena tsy Tian’i Allah indrindra dia ny olona tsy resy ambava ”
48- Ny Henatra na ny fahamaotinana dia anisan’ny Finoana
49- “ Ny Hataka sy ny fitalahoana dia fanompoam-pivavahana
56- Izay tian'i Allah hahazo ny hatsarana dia atony mahatakatra ny lafiny ara-pinoana
57- “i Allah dia mankatia ny mpanompo matahotra azy sy manan-karena ary miafinkafina
58- i Mpaminany (S.A.W) dia tsy mba mamerina ny ranomanitra izay nomena Azy
63- Ny mendrika indrindra aminareo dia ireo izay manana fitondran-tena tsara indrindra
65- Tsy namela fakam-panahy mampidi-doza ao aoriako mihaotra ny lehilahy amin'ny vehivavy aho
66- Ankamorao fa aza akasarotina, ary milazà vaovao mahafaly fa aza mampandositra
73- Nandrara ny fanaovana Qaz’aa ny irak’Allah (S.A.W)
74- Teo anatrehan'i Oumar izahy ka niteny izy hoe : "Voarara taminay ny fankasarotana
83- “ Rehefa namorona ny Paradisa sy ny Afobe i Allah, dia naniraka an’i anjely Jibril (A.S)
89- Izay mitafy lamba landy eto an-tany dia tsy hitafy izany any ankoatra
92- Avelao izy roa, fa nanaovako tao anaty fahadiovana
98- “Ny ohatry ny namana tsara sy ny namana ratsy dia toy ny mpivarotra ranomanitra Misk sy mpanefy vy,
